A la une

Dans son discours à la nation, le Président Andry Nirina Rajoelina a tenu à remercier chaleureusement toutes les hautes personnalités qui ont honoré de leur présence la cérémonie de son investiture. Cela témoigne de l’importance de la solidarité pour un meilleur avenir. Il leur a exprimé toute sa gratitude, en ce jour particulier qui marque le début d’une nouvelle ère pour le pays. Il a également émis de vifs remerciements à la HCC et à la CENI pour la réussite du processus électoral. Par ailleurs, Il a tenu à saluer le secteur privé Malagasy, cheville ouvrière du développement économique de Madagascar.

Voninahitra lehibe ho ahy ny nandraisako ny fanalahidin'i Madagasikara. Ry Malagasy mpiray tanindrazana amiko, hanao izay tratry ny aiko aho mba ho mendriky ny fahatokisana izay napetrakareo amiko.
Misaotra ireo filoha Hery Rajaonarimampianina sy Rivo Rakotovao izay nodimbiasiko aho no ny fanatontosana amin’ny fomba repoblika iny lanonam-pamindram-pahefana anio iny.

Androany 08 janoary 2019.

 

Namoaka ny didy mikasika ny vokatra  ofisialin’ny fifidianana filohampirenena ny Fitsarana Avo Momba ny Lalampanorenana

Nandresy ny safidin’ny maro an’isa. Nahazo filoha vaovao ny Malagasy. Misaotra an’Andriamanitra isika mianakavy fa noho ny fitiavany no nahatanteraka izany. Efa voasoratra avokoa ny zavatra rehetra ka na iza na iza hisakana, tsisy ahasakana  ny sitrapon’Andriamanitra, fa tanteraka ny sitrapony ankehitriny.

La Haute Cour Constitutionnelle (HCC), par la voix de son président Jean Eric Rakotoarisoa, a proclamé ce mardi 8 janvier 2019 dans l’après-midi le nom du tout nouveau Président de Madagascar, élu à l’issue du deuxième tour de l’élection présidentielle qui s’est déroulée le 29 décembre dernier en la personne d’Andry Rajoelina, qui a déjà mené dès le premier tour.

Voka-pifidianana vonjy maika, fifidianana filoham-pirenena 2018 – Fihodinana faharoa.
Mpifidy voasoratra anaty lisi-pifidianana : 9 913 599.
Tonga naneho ny safidiny : 4 767 697 (48,09%).
Vato manankery : 4 648 086.
Vato maty : 78 465.
Vato fotsy : 41 146.
Rajoelina Andry Nirina : 2 587 035 (55,66%).
Ravalomanana Marc : 2 061 051 (44,34%).

Isaorako ny CENI sy ireo andrim-panjakana ary ireo rehetra niara-nisalahy nahatontosa iny fifidianana iny. Tonga eo amin'ny kihon-dalana hanova ny tantarany i Madagasikara sy ny vahoaka Malagasy saingy tsy maintsy mbola handrasantsika amim-pitoniana sy amim-pahendrena tanteraka ny fanapahan'ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana.