Mifamatotra anatin'ny fitiavana isika Mankasitraka anareo mponin'i Mahafasa sy ianareo ben'ny tanana aty Atsimo Atsinanana aho tamin'ny fahatokisanareo ahy.

Toky no omeko hampandroso anareo ary tsy maintsy tongantsika eto ho anareo ny hazavana.