Tsy mahafoy anareo eto Amboasary atsimo mihintsy na dia efa nandalo teto aza aho tamin’ny fihodinana voalohany. Tiako hatrany mihaona aminareo sy ny fandraisanareo ahy. Aza manahy ianareo vahoaka eto Amboasary fa ny fampandrosoana izay efa nandraindraintsika dia tsy maintsy hipaka aty.
ISIKA REHETRA HANAVOTRA AN’I MADAGASIKARA.