Misaotra anareo vahoaka an'Antananarivo aho noho ny firaisankina sy ny fanohanana nasehonareo tamin’ny diabe notanterahintsika. Fantatro fa tia ahy ianareo, izaho koa tia anareo. Hifanohana isika. Andao ary hifidy amin’ny faha 19 desambra 2018 izao.
AFAKA ROA ANDRO DIA HIOVA NY TANTARAN’NY FIRENENA.