Fil infos

RD KONGO : Miantso ny Firenena Mikambana ny loka Nobel
vaovao Dr Mukwege hiaro ny ain'ny vahoaka any an-toerana.

EMMANUEL MACRON : Andrasana androany ny fanambarana
hataon'ny filoha frantsay momba ny hetsik'ireo "gilets jaunes".

ANDRY RAJOELINA SY MARC RAVALOMANANA : Fifanatrehana amin'ny adihevitra
farany amin'ny alahady izao amin'ny 8 ora alina ao amin'ny RNM-TVM, hampitaina avy en amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha.

PRIX NOBEL DE LA PAIX : Le Congolais Denis Mukwege et la
Kurde Nadia Murad recevront leur trophée ce jour à Oslo en Norvège.

ANDRY RAJOELINA ET MARC RAVALOMANANA : Le 2ème et
dernier débat radiotélévisé sera organisé dimanche prochain, toujours au Palais présidentiel d'Iavoloha.

TSY FAHAMPIAN-DRANO ANY ATSIMO : Olona 300.000 no ho
voavatsy rano noho ny fanampiana ara-bola avy amin'ny Japoney.

KIDNAPPING : Le Français d'origine indienne Malik Karmaly,
enlevé samedi, a recouvré la liberté hier dimanche (CFOIM).

FISEMARE : Ce syndicat interpelle les propriétaires d'entreprises
en zone franche pour qu'ils respectent le droit de travail.

Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana
Ady hevitra iarahana amin'ny Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana ao amin'ny TVM sy RNM ny 16 sy 19 desambra ho avy izao.

Paositra Malagasy : Nilaza ny hitory eny amin'ny Filankevi-panjakana ny tale jeneraly teo aloha.

Andry Rajoelina : Nanao velirano ny hanao ny lalam-pirenena faha-44 tamin'ny mponin'Ambatondrazaka izy.

Candidat Andry Rajoelina : Hier, au troisième jour de la campagne, il a sillonné la région Alaotra Mangoro et rencontré la population dans plusieurs chefs lieux de commune..

Ny Rado Rafalimanana : Tsy nefainy ny volan'ireo nanao ireo fitaovana nampiasainy tamin'ny fampielezan-kevitra, toy ny peta-drindrina, "flyers", saina kely, sns.

Foot africain : L'équipe d'Elgeco Plus est qualifiée pour la CAF, tandis-que la Cnaps Sport Itasy a été échoué.

E-Sport Africa : Lohalaharana amin'ny taranja lalao "vidéo" Asphalt 8 ny Malagasy, ary faharoa amin'ny "PES 2019".

Rano fisotro madio : Tanàna maro eto Antananarivo no tsy afaka misitraka rano madio araka ny tokony ho izy.

Commerce international : La Chine promet d'appliquer les mesures convenues avec les Américains en matière d'énergie, d'automobiles, de produits agricoles et autres...mettant ainsi un bémol à la guerre commerciale à laquelle les deux grands se sont adonnés ces derniers mois.

Déclaration de soutien : Le Leader Fanilo (ses deux courants) se dit conquis
par le programme du candidat N°13 et lui assure à son tour son soutien.

Andry Rajoelina : "Je ne ferai jamais aucune discrimination
entre les Malagasy, qui qu'ils soient et où qu'ils soient".

Ambalatavoahangy :
L'évasion du 27 novembre dernier survenue dans cette prison sise dans le centre-ville tamatavien interpelle l'opinion publique locale.

Antananarivo faritra iva : Efa dibo-drano sahady ny
akamaroan'ny tanàna, tao anatin'izay orana natetitetika tato ho ato izay.

Faritra SAVA : "Tsy manavaka ny Malagasy
rehetra, na iza izy na iza, ny kandidà laharana faha-13 Andry Rajoelina", hoy izy tany an-toerana anio.

Paositra Malagasy : Tsy tonga nanatrika ny fifamindram-
pahefana omaly ilay tale-jeneralin'ny Paositra teo aloha.

Andry Rajoelina : Vonona hanohana sy hampandany azy ny antoko Antokom-Bahoaka (ABA)
tarihin’i Praiministra teo aloha ny Jeneraly Jean Ravelonarivo.

Polisy telo maty tany Fenoarivo-Atsinanana : Olona 21 no ahiahiana ary voasambotry ny polisy sy zandary.

CENI : 4 auditeurs internationaux se penchent sur le logiciel de traitement des résultats de l'élection depuis lundi dernier.

Gilets jaunes : Le gouvernement français annonce la suspension de la hausse du taxe sur les carburants.

Fambolen-kazo 2018-2019 : Tanterahana ny 7 desambra izao ny fanombohana ofisialy ao Ampamokona Taolagnaro.

Hausse des prix des carburants : L'essence est vendue depuis le 4 décembre à 4200 Ar le litre, et le gasoil à 3.550 Ar.

Saison pesteuse : 52 malades confirmés à ce jour, dont 17 ont trépassé, 1 est en cours de traitement et 35 sont guéris.

Toamasina : Voasambotra ny dimy tamin'ireo 12 lahy tratra teo am-pamakiana magazay fitahirizana vary niaraka tamin'ny kamiao.