Fil infos

SYRIE : L'envoyé spécial américain pour la coalition antijihadiste Grett Gurk démissionne.

INDONESIE : Un tsunami provoqué par une éruption volcanique fait plus de 100 morts.

ANDRY RAJOELINA : Mizotra miandalana mankany amin'ny fandresena mazava.

FITSABOANA ETO MADAGASIKARA : Tsy ampy ny toeram-pitsaboana, tsy voafehy noho izany ny trangan'aretina maro.

BAREAN' I MADAGASIKARA : Hiverina hilalao an-kianja tsy ho ela i Abel Anicet, taorian'ny ratra nahazo azy.

YEMEN : Le Conseil de Sécurité a voté l'envoi d'observateurs de l'Onu à Hodeida, hier.

ASA FITATERAM-BAHOAKA : Natsangana ny sendika Fectrama hiadiana ho an'ny zon'ireo mpiasan'ny fitaterana.

MINISTERAN'NY ANGOVO : Hiverina amin'ny laoniny ireo olan'ny fahatapahan-jiro nisy teo aloha.

GILETS JAUNES : Ils comptent encore mobiliser pour un sixième samedi, à trois jours de Noël.

FOOTBALL : 18 entraîneurs Malagasy ont obtenu leur diplôme de licence Caf A Elite cette semaine.

KANDIDA RAJOELINA : Mitarika amin'ny elanelan'isa telo hetsy mahery be androany, raha ny vokatra navoakan'ny Ceni.

MPILALAO MENDRIKA 2018 : Atleta miisa 213 no notoloran'
ny fanjakana maripankasitrahana teny Iavoloha omaly.

SYRIE :
Donald Trump donne des gages à l'Iran.

KITRA MALAGASY : Miandrandra ny fitsimbadian'ny toe-
draharaha avy @'ny Elgeco Plus ny mpankafy baolina kitra.

RD CONGO : La présidentielle est officiellement reportée
au 30 décembre prochain.

AMBOHITRIMANJAKA : Vehivavy iray 40 taona hita faty
teny Antanimenabe omaly maraina.

DISTRIKAN'ANTSALOVA : Lehilahy iray maty voatifitra,
lasan'ny dahalo ny ombin-tsarety miisa 6.

BY PASS : Un suspect a été arrêté lors du braquage
d'un cash point à Tsiadana.

KANDIDA RAJOELINA : Mitarika hatrany amin'ny elanelan'isa 10%
eo ho eo hatramin'ny nivoahan'ny vokatra eny amin'ny CENI.

 

TRAFIC DE BOIS DE ROSE : Le navire suspect "Flying" a été intercepté sur la Côte-Est, près de la Baie d'Antongil.

FANOMANANA FETIN'NY NOELY : Efa mifanitsa-kitro mihitsy ireo mpiantsena eto andrenivohitra amin'izao fotoana izao.

PM NTSAY CHRISTIAN : "Mitaky fitoniana ny Malagasy" araka ny nambarany teny Androhibe omaly.

ELECTION EN AFRIQUE : Au Togo, des élections législatives sous tension.

AMPARIHY ANKAZOABO : Maty voatifitra omaly maraina ireo mpikambana amina biraom-pifidianana roa lahy.

ETATS-UNIS : Barack Obama se déguise en Père Noël dans un hôpital pour enfants à Washington le 19 décembre dernier.

VALIM-PIFIDIANANA 2018 : Ho ambaran'ny HCC amin'ny fomba ofisialy amin'ny taom-baovao ny voka-pifidianana.

TENDANCES CENI A 17h22 : Andry Rajoelina : 54,87 % - Marc RAVALOMANANA : 45,13%.

PREFEN'NY POLISY ANTANANARIVO : "Tsy 'possible' izany
hoe minisitry ny 'Intérieur' hangala-bato izany, tsy 'possible'."

MAHAJANGA : Misy mpifidy nomena hatramin'ny 30.000 Ar
mba hifidy LF25 t@'ny birao fandatsaham-bato sasantsasany.

OLANA TSARAMASAY : Mividy sy manodikodina ny safidin'ny
mponina eny an-toerana ny iraky Ravalomanana Marc.

ANDRY RAJOELINA MIVADY: Tao amin'ny Lycée Agricole
Ambatobe izy ireo no nifidy, tamin'ny 08 ora maraina.