Fil infos

OLANA FIFIDIANANA MAHAJANGA : Nifamadika ny anarana
tamin'ny lisim-pifidianana roa samihafa.

AMBODIMANGA AMBATONDRAZAKA : Mbola betsaka ireo
kara-pifidianana tsy voazaran'ny lehiben'ny fokontany.

MARC RAVALOMANANA : " Je n'accepterai pas le résultat de
ce scrutin en cas d'anomalies" : confirme le candidat.

BV AMBOHIPO : Very ireo biletà tokana tokony nampiasaina,
tsy ho afa-bela ireo izay tompon'antoka amin'izany (CENI).

FATY OLONA TETSY 67 HA : Lehilahy iray mpitarika posy
no hita faty teny amoron-dàlana ny maraina teo.

FIFIDIANANA FIHODINANA FAHAROA : Samy namita ny
adidiny ireo kandidà Andry Rajoelina sy Ravalomanana Marc.

CENAM : Namoaka mpiofana momban'ny asa tanana miisa
151 mianadahy omaly.

TANJOMBATO : Raim-pianakaviana nitsoraka teo Ikopa, roa
andro taty aoriana vao hita ny razana.

LIGUE DES CHAMPIONS : Lyon - Barcelone et PSG -
Manchester participeront aux 8èmes de finale.

OLAN'NY KITRA MALAGASY : Manome toky Attalah Béatrice
sy ny ekipany fa handray ny andraikiny.

METEO : La tempête tropicale modérée "Kenanga"
ne nous affectera pas dans les prochains jours.

MINISITRY NY ATITANY : Manazava ny tena marina eo
anatrehan'ny fanosoram-potaka azy.

FIFIDIANANA FIHODINANA FAHAROA : Handrotsa-bato hoan'
izay ho filohany manaraka eo ny vahoaka Malagasy rahampitso.

GILETS JAUNES : Le groupe Vinci Autoroutes demande la
régularisation des passages gratuits d'automobilistes.

FARA-DOBOKA NASIONALY : Any Antsiranana no namaranan'ny kandidà Andry Rajoelina LF 13 tanteraka ny fampielezan-kevitra izao alatsinainy hariva izao.

INDE : Kely ny fanantenana mbola hahavelona ireo mpangady
harintany tsy ara-dalàna miisa 13 voafandriky ny tondra-drano.

CONFERENCE DES EVEQUES : Les citoyens sont appelés à
voter et les responsables à ne pas faillir à leurs missions.

GABON : Les partisans de Jean Ping ont été dispersés manu
militari par la police samedi à Libreville.

ADY HEVITRA AO AMIN'NY TVM-RNM : Tsy nasiana mpanatrika
avy tamin'ny andaniny roa, araka ny tapaky ny Ceni sy Ortm.

COP24 : La conférence internationale sur le climat s'est terminé
achevée à Paris samedi, par la signature d'un accord.

YEMEN : La trêve conclue sous l'égide de l'ONU aura été de
courte durée. Les combats ont repris samedi dans la nuit.

ANDRY RAJOELINA : Un grand carnaval de plusieurs
centaines de mètres à travers la capitale comme bouquet final.

FARA-DOBOKA : Filaharam-be namakivaky ny renivohitra,
notarihin'ny kandidà Andry Rajoelina laharana faha-13 omaly.

Attaque Strasbourg : dernier bilan, 3 morts, 13 blessés.

Vatobe Ambatovinaky : Atahorana hitera-doza ka nalàna aingana, indrindra amin'izao latsak'orana izao.

Accident ferroviaire en Turquie : 09 morts et 47 blessés sont comptabilisés lors de cette catastrophe survenue à Ankara.

Ambohimahitsy : Tsentsina ny lakan-drano, miteraka aretina ho an'ny mponina izany ankoatra ny fahasimban'ny lalana.

Bemahatazana sy Miandrivazo : Nitsidika sy nanazava ny vinan'asany tamin'ny vahoaka Andry Rajoelina.

Epidémie de rougeole : 10 294 personnes sont déjà atteintes parmi les 44 districts répartis dans les 22 régions de l'île.

Fitsaram-bahoaka Toamasina : Polisy 3 lahy no maty, olona 20 efa voasambotra.

Andiana mpiasan'ny ministeran'ny Mponina : Nitokona nanoloana ny toeram-piasany teo Ambohijatovo izy ireo.