Fil infos

Miarinavaratra Fandriana : Hanokatra lalana ho an'ny mponina ny kandidà
Andry Rajoelina rehefa lany soa aman-tsara izy, hiezaka hanatsara ny fitadiavam-bolan'izy ireo ihany koa izy.

Fraude douanière : Il faut lutter contre celle-ci pour
améliorer l'économie Malagasy, selon des observateurs.

Toetrandron' Antananarivo : Loto sy aretina no mameno ny
tanàna, nefa dia betsaka ny toerana dibo-drano nohon'ny orana.

Fanohanana kandidà anaty Facebook : Manasoketa fotsiny
ny sasany, ny hafa kosa fanohanana ranoray sy bontolo.

Distrikan' Ambatofinandrahana : Nahafaty jiolahy mpaka
olona an-keriny 2 ny zandarimaria tao Modia.

Epidémie de rougeole : 10 294 personnes sont atteintes
parmi 44 districts répartis dans les 22 régions de l'île.

Paositra Malagasy : Nolavin'ny filankevi-panjakana ny fitoriana
napetrakin'ny tale jeneraly teo aloha, mitohy hatrany izany ny asa .

Election : Andry Rajoelina a été béni par l' église catholique
locale lors de sa visite du diocèse d'Ambositra.

RD KONGO : Miantso ny Firenena Mikambana ny loka Nobel
vaovao Dr Mukwege hiaro ny ain'ny vahoaka any an-toerana.

EMMANUEL MACRON : Andrasana androany ny fanambarana
hataon'ny filoha frantsay momba ny hetsik'ireo "gilets jaunes".

ANDRY RAJOELINA SY MARC RAVALOMANANA : Fifanatrehana amin'ny adihevitra
farany amin'ny alahady izao amin'ny 8 ora alina ao amin'ny RNM-TVM, hampitaina avy en amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha.

PRIX NOBEL DE LA PAIX : Le Congolais Denis Mukwege et la
Kurde Nadia Murad recevront leur trophée ce jour à Oslo en Norvège.

ANDRY RAJOELINA ET MARC RAVALOMANANA : Le 2ème et
dernier débat radiotélévisé sera organisé dimanche prochain, toujours au Palais présidentiel d'Iavoloha.

TSY FAHAMPIAN-DRANO ANY ATSIMO : Olona 300.000 no ho
voavatsy rano noho ny fanampiana ara-bola avy amin'ny Japoney.

KIDNAPPING : Le Français d'origine indienne Malik Karmaly,
enlevé samedi, a recouvré la liberté hier dimanche (CFOIM).

FISEMARE : Ce syndicat interpelle les propriétaires d'entreprises
en zone franche pour qu'ils respectent le droit de travail.

Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana
Ady hevitra iarahana amin'ny Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana ao amin'ny TVM sy RNM ny 16 sy 19 desambra ho avy izao.

Paositra Malagasy : Nilaza ny hitory eny amin'ny Filankevi-panjakana ny tale jeneraly teo aloha.

Andry Rajoelina : Nanao velirano ny hanao ny lalam-pirenena faha-44 tamin'ny mponin'Ambatondrazaka izy.

Candidat Andry Rajoelina : Hier, au troisième jour de la campagne, il a sillonné la région Alaotra Mangoro et rencontré la population dans plusieurs chefs lieux de commune..

Ny Rado Rafalimanana : Tsy nefainy ny volan'ireo nanao ireo fitaovana nampiasainy tamin'ny fampielezan-kevitra, toy ny peta-drindrina, "flyers", saina kely, sns.

Foot africain : L'équipe d'Elgeco Plus est qualifiée pour la CAF, tandis-que la Cnaps Sport Itasy a été échoué.

E-Sport Africa : Lohalaharana amin'ny taranja lalao "vidéo" Asphalt 8 ny Malagasy, ary faharoa amin'ny "PES 2019".

Rano fisotro madio : Tanàna maro eto Antananarivo no tsy afaka misitraka rano madio araka ny tokony ho izy.

Commerce international : La Chine promet d'appliquer les mesures convenues avec les Américains en matière d'énergie, d'automobiles, de produits agricoles et autres...mettant ainsi un bémol à la guerre commerciale à laquelle les deux grands se sont adonnés ces derniers mois.

Déclaration de soutien : Le Leader Fanilo (ses deux courants) se dit conquis
par le programme du candidat N°13 et lui assure à son tour son soutien.

Andry Rajoelina : "Je ne ferai jamais aucune discrimination
entre les Malagasy, qui qu'ils soient et où qu'ils soient".

Ambalatavoahangy :
L'évasion du 27 novembre dernier survenue dans cette prison sise dans le centre-ville tamatavien interpelle l'opinion publique locale.

Antananarivo faritra iva : Efa dibo-drano sahady ny
akamaroan'ny tanàna, tao anatin'izay orana natetitetika tato ho ato izay.

Faritra SAVA : "Tsy manavaka ny Malagasy
rehetra, na iza izy na iza, ny kandidà laharana faha-13 Andry Rajoelina", hoy izy tany an-toerana anio.

Paositra Malagasy : Tsy tonga nanatrika ny fifamindram-
pahefana omaly ilay tale-jeneralin'ny Paositra teo aloha.