Fil infos

Andry Rajoelina : Vonona hanohana sy hampandany azy ny antoko Antokom-Bahoaka (ABA)
tarihin’i Praiministra teo aloha ny Jeneraly Jean Ravelonarivo.

Polisy telo maty tany Fenoarivo-Atsinanana : Olona 21 no ahiahiana ary voasambotry ny polisy sy zandary.

CENI : 4 auditeurs internationaux se penchent sur le logiciel de traitement des résultats de l'élection depuis lundi dernier.

Gilets jaunes : Le gouvernement français annonce la suspension de la hausse du taxe sur les carburants.

Fambolen-kazo 2018-2019 : Tanterahana ny 7 desambra izao ny fanombohana ofisialy ao Ampamokona Taolagnaro.

Hausse des prix des carburants : L'essence est vendue depuis le 4 décembre à 4200 Ar le litre, et le gasoil à 3.550 Ar.

Saison pesteuse : 52 malades confirmés à ce jour, dont 17 ont trépassé, 1 est en cours de traitement et 35 sont guéris.

Toamasina : Voasambotra ny dimy tamin'ireo 12 lahy tratra teo am-pamakiana magazay fitahirizana vary niaraka tamin'ny kamiao.

Daroka mpisolovava navoaka facebook : Nidoboka eny Antanimora ireo roalahy zanaka jeneraly nahavita izany.

Nations-Unies: Le SG appelle les deux candidats à la retenue et à aplanir d'éventuels différends en conformité avec la loi.

Les candidats Roland Ratsiraka et Randriamampionona "Dadafara" roulent pour Andry Rajoelina.

Trump souhaite y mettre fin avec l'aide des Présidents russe et chinois Poutine et Xi Jinping.

Manomboka androany 4 desambra2018  ny fampielezan-kevitra ary hifarana ny 17 desambra 2018.

Tanterahana ny 7 desambra 2018 izao ny fanombohana ofisialy ao Ampamokona Taolagnaro.

Mirongatra indray ny fahatapahan'ny jiro hatramin'ny zoma teo.

Du mardi 4 décembre 2018 à 0 heure au lundi 17 décembre 2018 à minuit.

"Fambolen-kazo vagno manzary tanjaky maharitsy, miatriky gny fiovagn'ny toe-tsandro".

378 gardés à vue et 133 blessés à Paris, France.

Le chef spirituel du Temple de Shaolin l'abbé Shi Yongxin, Jackie Chan et Jean-Claude Van Damme attendus à Abidjan en Côte d'Ivoire du 6 au 12 mai prochains.

"La Chine va réduire et supprimer les droits de douane sur les automobiles américaines", selon Donald Trump.

Manomboka rahampitso 4 desambra 2018 ny fampielezan-kevitra ary hifarana ny 17 desambra 2018.

Tanterahana ny 7 desambra 2018 izao ny fanombohana ofisialy ao Ampamokona Taolagnaro.

Les opérateurs économiques et autres victimes injustement harcelés, expropriés ou jetés en prison durant ses mandats présidentiels de 2002 à 2009 décident de faire campagne pour Andry Rajoelina.

 Miss Analanjirofo, Binguira Valérie no voahosotra ho tovovavy kanto indrindra eran'ny nosy.

1/10 des 35.000 personnes séropositives estimées seulement ont été dépistées, selon le ministère de la Santé.

Miisa 1091 ireo mpikambana ao amin'ny Fikambanan'ny ben'ny tanàna miaraka amin'i Andry Rajoelina.

Nifanaraka ny filoha amerikana sy sinoa nandritra ny fihaonan'ny G20 fa ahato aloha ny ady ara-barotra niainan'izy ireo vitsivitsy izay.

Mitaky ny hanenjehan'ny lalàna ny praiministra Benjamin Netanyahu mivady noho ny resaka kolikoly ahiahiana mafy ho nataony ny polisy Israeliana.

Vehivavy nodidiana ora 8 no nisy nanolana nive-rimberina ny 24 novambra teo tao amin'ny hopitaly iray tao an-tananan' i Lahore.

Tanterahana ny 7 desambra izao ny fanombohana ofisialy ao Ampamokona Taolagnaro.

Les victimes de sa gouvernance de 2002 à 2009 se regroupent et soutiennent Andry Rajoelina sans conditions.