Fil infos

Mahatratra 12 hekitara ny ala arovana voakapa sy nodorana.

Olona 10 no voasambotra.

 Fantatra rahampitso 28 Novambra 2018 ny voka-pifidianana ofisialy.

Plus de 900 dossiers attendent d'être traités à ce jour.

 Une chanson louant les vertus du Fihavanana a été présentée samedi dernier.

 Mitaky fanazavana bebe kokoa ireo depiote momba ny 225 miliara Ar hanampiana ny Jirama.

Les 50 députés présents ont requis plus de précisions et en ont ajourné l'adoption.

Manome tso-drano ny fisintahan-dry zareo Anglisy ny Vondrona Eoropeana.

Vola vahiny 109.300 euros (448.130.000 Ar) no tratra saika naondrana tany @ Nosy Maorisy.

Nanambara ity ambasadaoron'ny Vondrona Eoropeana ity fa tsy mirona amina kandidà 1 izy ireo.

Mitarika ny komity mpandamina ny disadisa eo anivon'ny Federasiona Malagasin'ny baolina kitra.

7 kidnappeurs présumés arrêtés par la Brigade Criminelle.

On suggère la vulgarisation du Dina Sokake (Convention pour la protection des tortues)

Organisation d'une rencontre le 28 novembre pour débattre du projet de Loi des Finances initiale 2019.

Appel au respect du choix du peuple manifesté à travers les urnes.

Voapoizin'ny fako plastika betsaka loatra (6 kilao) tafateliny.

Vonona hampanidy tanteraka ny sisintany
amin'i Meksika noho ireo mpifindra-monina tady tsy ho voafehy.

Mijery akaiky ny hanitsiana ny tsy fitovian-karama
eo amin'ny lahy sy ny vavy ny fitondram-panjakana.

Mpiasa telo nadoboka am-ponja noho ny fampiasana
"compteur" halatra, mpiasa ambony vehivavy no toa hoe atidoha.

L'action publique devrait mettre la lutte en top des priorités.

Des employés du service topo et leurs acolytes s'
approprient l'ancien champ d'aviation, la population s'insurge.

Enlevé mercredi dernier, le patron de Transfy
Toamasina serait toujours dans la ville, selon la gendarmerie.

Domicile et bureau perquisitionnés durant
9 tours d'horloge. Un coffre scellé par les enquêteurs du Bianco.

Miverina indray raha somary nangingina tao ho ao ny fanafihana mitam-piadiana.
Toerampivarotam-panafody iray etsy Ampefiloha no notafihana jiolahy 3 tsy misaron-tava ary nitondra basy poleta iray avy, omaly hariva tokony ho tamin’ny 6 ora. Mpanjifa iray tao amin’io toeram-pivarotam-panafody io no namoy ny ainy ary ny vata nisy ny vola kosa dia lasan’ireo jiolahy. Fantatra fa nitsoaka nihazo an’Ampatsakana ireo jiolahy vao vita ny nataony.
Eo am-panatanterahana ny fanadihadiana amin’izao fotoana izao ny borigady misahana ny heloka bevava ao amin’ny polisim-pirenena.

Mampanantena valim-pifidianana faran'izay tena madio tokoa.

5.160 taona no gadra azon-na miaramila tranainy
iray namono nahafaty tantsaha miisa 201 tamin'ny taona 1982.

Fitarainana miisa 208 no nofoanan' ny kandidà
Ravalomanana, tamin'ireo 212 isa voaray teny amin'ny HCC.

Arman Kamis (Transfy Toamasina)
indray no lasan'ny jiolahy nanomboka omaly 21 novambra.

17 milliards d'Ar seront débloqués par l'Etat la
semaine prochaine au profit de 7 entreprises du textile.

Son domicile fait ce jour l'objet d'une perquisition du Bianco.

Convoqué ce jour à la police éco sur ordre du Procureur

Principales causes de déforestation à
Madagascar. Aucune solution efficace et pérenne en vue.