Fil infos

Hijaliana ny rano amin'ny faritra maro ao an-tampon-tanàna.

Vokatry ny fanarahan-dia omby aman-jatony lasan'ny dahalo ny alakamisy teo tany Isandra.

Accusée de satanisme par Mgr John Essef, un évêque exorciste de l'Etat de Pennsylvanie aux Etats-Unis.

Le mouvement des "gilets jaunes" perturbe le marché français.

Tsy marisika firy amin'ny fampiasana fimailo ny tanora malagasy.

Vahaolana vaovao sy tena mahomby no arosony handresena tanteraka ny tsy fandriampahalemana.

16 morts à ce jour. Les ordures sont néanmoins visibles en quantité dans plusieurs villes du pays.

2 milliards d'Ariary de factures impayées au nom de la société en charge de l'enlèvement des ordures dans la capitale.

Mandà tsy hampandany ny kandidà LF25 amin'ny fihodinana faha-2 ny mpikatroka HVM eny ifotony.

Mitohy hatrany, olon-droa mpivady no maty voadaroky ny vahoaka ny 28 novambra tao Mandritsara.

En mission en Afrique du Sud pour la confection des bulletins uniques à utiliser pour le second tour de l'élection.

2 Iraniens viennent d'être inculpés mercredi pour des attaques informatiques de plus de 200 villes et institutions américaines.

Exige la présence de représentants des candidats à tous les stades du processus de collecte des voix.

Conférence sur la Sécurité ce 29 novembre au CCI Ivato.

Lavin'ny birao politikan'ny HVM ny nambara fa fiarahan'io antoko io aminy amin'izao fifidianana izao.

Sokatra 70 indray no tratra tamin'ny birao-na kaoperativam-pitaterana iray tany Toliara.

Cinq Chinois et une Malagasy incarcérés pour exportation illégale de femmes "à marier" vers la Chine.

Mitohy hatrany ny famotorana azy, ary nosokafana ireo "coffres-forts" roa nogiazan'ny Bianco.

4 gendarmes contre une cinquantaine de dahalo (bandits ruraux), le CB de Ranomafana est abattu.

En tournée dans le district d'Ifanadiana, le Commandant de Brigade ZP tombe sous les balles des bandits.

 La gendarmerie a libéré le directeur deTrans Fy des mains de ses ravisseurs hier à Toamasina II.

Plus de 200 morts en 3 jours, à la suite d'un assaut de l' Etat Islamique contre les Forces Démocratiques Syriennes.

Tsy azo hatao intsony ny manorina trano hazo mba hisorohana ny haintrano.

Mahatratra 12 hekitara ny ala arovana voakapa sy nodorana.

Olona 10 no voasambotra.

 Fantatra rahampitso 28 Novambra 2018 ny voka-pifidianana ofisialy.

Plus de 900 dossiers attendent d'être traités à ce jour.

 Une chanson louant les vertus du Fihavanana a été présentée samedi dernier.

 Mitaky fanazavana bebe kokoa ireo depiote momba ny 225 miliara Ar hanampiana ny Jirama.

Les 50 députés présents ont requis plus de précisions et en ont ajourné l'adoption.

Manome tso-drano ny fisintahan-dry zareo Anglisy ny Vondrona Eoropeana.

Vola vahiny 109.300 euros (448.130.000 Ar) no tratra saika naondrana tany @ Nosy Maorisy.