Fil infos

Haute Cour Constitutionnelle (HCC) :

90 requêtes ont été déposées à ce jour, dernier délai pour les recevoir. La HCC dispose de 9 jours à compter du 27 décembre, date de proclamation des résultats provisoires par la CENI, pour trancher à leur sujet.

Japon :

Gadra voaheloka ho faty 2 no nahantona ny alakamisy teo vao maraim-be. 15 izany nandritra ny taona 2018, ary 36 hatramin' ny niverenan’ny Praiministra Shinzo Abe teo amin’ny fitondrana ny volana desambra 2012. (20 minutes.fr)

Japon :

2 condamnés à mort ont été pendus jeudi dernier à l’aube. Ils sont ainsi 15 prisonniers à voir été exécutés durant cette année 2018, et 36 depuis le retour du Premier ministre Shinzo Abe au pouvoir en décembre 2012. (20minutes.fr)

Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana :

Ny fe-potoana farany andraisana ny fitarainana dia nakisaka ny alatsinainy 31 desambra 2018, raha tokony ho ny asabotsy teo izany. Ny antony dia noho io andro tsy fiasana. Efa nampiarina tamin’ny fihodinana voalohany ity fepetra ity.

Haute Cour Constitutionnelle :

Le dernier délai de dépôt des requêtes est reporté à ce lundi 31 décembre 2018, s’il devait normalement échoir samedi dernier. Ceci, en raison de l’application du système de délai franc, déjà en vigueur lors du premier tour de l’élection présidentielle.

Rohy :

Manasa ireo kandidà roa niatrika ny fifidianana fihodinana faharoa ity tambazotrana fikambanana amin’ny fiarahamonim-pirenena ity mba hanaraka hatrany ny ara-dalàna amin’ny fitakiana atao. « Mba ho tombontsoa ambonin’ny firenena, dia ilaina ny manaraka ny ara-dalàna », hoy ny hetsika Rohy.

Rohy :

Cette plateforme d’organisations de la société civile invite les deux candidats en lice lors du deuxième tour de l’élection présidentielle à privilégier les recours légaux. « Pour l’intérêt supérieur de la nation, il est nécessaire de procéder en toute légalité », selon le mouvement Rohy.

Israely :

Any Brezila ankehitriny ny Praiministra Benjamin Netanyahou miaraka amin’i Sara vadiny, hisolontena ny fireneny amin’ny lanonana handraisan’i Jair Bolsonaro ny andraikiny amin’ny maha filoham-pirenena vaovao azy.

Israël :

Le Premier ministre Benjamin Netanyahou accompagné de sa femme Sara est actuellement au Brésil, pour représenter son pays à la cérémonie d’investiture du nouveau Président Jair Bolsonaro.

Brezila :

Tanteraha amin'ny 1 janoary izao ny lanonam-pametrahana eo amin'ny toerany amin'ny fomba ofisialy an'i Jair Bolsonaro, kandidà avy amin'ny hery faran'ny havanana, lany ho filohan'i Brezila ny 28 oktobra teo.

Brésil :
La cérémonie d'investiture de Jair Bolsonaro, candidat d'extrême-droite élu Président du Brésil le 28 octobre dernier, sera réalisée le 1 janvier prochain.

Polisim-pirenena :

Ampitomboin’ny polisy ny fisafoana hatrany amin’ny elanelan-trano rehetra eto an-drenivohitra amin’izao vanim-potoan’ny asaramanitra izao, mba hahafahan’ny vahoaka mifaly am-pilaminana. Araka ny mahazatra, dia mandray hatrany ny vaovao omena azy hahafahany manatontosa amin’ny fomba mahomby kokoa ny asany ny Polisim-pirenena.

Police nationale :

La police multiplie les rondes jusque dans les quartiers reculés en cette période de fêtes, pour permettre à la population de la capitale de se réjouir en toute tranquillité. Comme d’habitude, tous renseignements pouvant lui permettre de mener à bien ses missions auprès de la population seraient les bienvenus.

Zandarimariam-pirenena :

Antsoina hoe « Randrianazary », avy amin’ny anaran’ilay Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena (SEG) tany aloha, nodimandry tam-perinasa ny 17 desambra 2017 ny tobin’ny etamazaoron’ny faripiadidiana iraisam-paritry ny zandary faritany Toamasina nanomboka ny zomà teo. Ny lanonana dia natao teo ambany fiahian’i Ntsay Christian, Praiministra.

Gendarmerie nationale :

La caserne de l’état-major de la circonscription inter-régionale de la gendarmerie de la province de Toamasina a été baptisée « Randrianazary » vendredi dernier, du nom du regretté Général de division, ancien Secrétaire d’Etat chargé de la Gendarmerie Nationale (SEG), décédé dans l’exercice de ses fonctions le 17 décembre 2017. La cérémonie a été présidée par Christian Ntsay, Premier ministre.

Zandarimariam-pirenena :

Disoin’ny ZP amin’ny alalan’ny fanambarana iray nozarainy eo amin’ny pejy Facebook-ny fa tsy mbola nilaza mihintsy izy hoe nanamarina fisiana tsy fetezana momba ireo fifidianana farany teo, araka ny re novohizin’ny
Fm 100.6, onjam-peo akaiky ny mpilatsaka ho fidiana LF 25.

Gendarmerie nationale :

La GN dément dans un communiqué partagé sur sa page Facebook qu’elle n’a jamais déclaré avoir constaté des irrégularités relatives aux dernières élections, contrairement à ce qui a été annoncé sur Fm 100.6, une radio proche du candidat N° 25.

Famoriam-bahoaka tsy nahazoan-dalana an’ireo Zanak’i Dada :
Ny Jeneraly Angelo Ravelonarivo, Prefen’ny polisin’Antananarivo dia manambara fa tsy nisy fangatahana alalana voaray momba io hetsika io ao amin’ny prefektiora. Noho izany, nampamory ny OMC (ireo rehetra tomponandraikitra mahefa miahy ny fandriampahalema) ny tenany anio, iaraka hanapaka izay fepetra rehetra ho raisina hitandroana ny filaminana.

Manifestation non autorisée des Zanak’i Dada (les enfants de leur père, surnom des partisans de Marc Ravalomanana) :
Le Général Angelo Ravelonarivo, Préfet de police d’Antananarivo affirme qu’aucune demande d’autorisation n’a été déposée à la préfecture. Par conséquent, une réunion de l’Organe Mixte de Conception (OMC) est convoquée ce jour, pour arrêter les dispositions qui s’imposent en vue de prévenir d’éventuels troubles à l’ordre public.

Bezaha, kaominina ao ihany, distrikan’i Betioky-Atsimo, faritra Atsimo-Andrefana, faritany Toliara :
Milamina tanteraka ny tanàna vokatry ny fampiharana ny Dinabe, dinam-pokonolona izay ny ben’ny tanàna ihany no filohany. Deraina noho izany i Bezaha !

Bezaha commune de ladite, district de Betioky-Sud, région Atsimo-Andrefana, province de Toliara :
L’insécurité est totalement jugulée grâce au Dinabe, une convention des fokonolona dont le maire est le président. Bravo Bezaha ! (Source auditeur Rnm).

Police nationale :

Dans le cadre de la lutte contre la corruption, des responsables seront chargés de surveiller spécialement les agents en service de régulation et de surveillance de la circulation routière.

Six bureaux de vote n’ont pas pu réaliser le second tour de scrutin de l’élection présidentielle, probablement en raison de l’insécurité ambiante.

Ceni Alarobia :
Résultats provisoires du second tour de l’élection présidentielle 2018.
Inscrits : 9 913 599.
Votants : 4 767 697.
Taux de participation : 48,09%.
Andry Nirina Rajoelina : 2 587 035 (55,66%)
Marc Ravalomanana : 2 061 051 (44,64%)
Blancs : 41 146.
Nuls : 78 465.

Polisim-pirenena :
Eo amin’ny sehatry ny ady amin’ny kolikoly, hametraka tomponandraikitra hanara-maso manokana ireo polisy miandraikitra ny fifamoivoizana ireo lehiben’izy ireo.

Biraom-pifidianana 6 no tsy nahatanteraka fifidianana , heverina fa noho ny tsy fandriampahalemana :
-Fokontany Tsararano, kaominina Komajia, distrikan’i Mampikony ;
-Atsirandrano, Komajia, Mampikony ;
-Tsimikaboke, Maroalipoty, Ambovombe Androy ;
-Mandoha, Esira, Amboasary-Atsimo ;
-Emantsake, Esira, Amboasary-Atsimo ;
-Imotro, Mahabo, Betroka.

RUGBY ELITE FEDERALE TOP 20 : Finale cet après-midi entre le Cosfa et le FT Manjakaray au Stade de Mahamasina.

MARC RAVALOMANANA : Hanao fanambarana miezinezina anio alahady @ 8 ora alina.

CAROLINE DU SUD - USA : Un pasteur offre une voiture de 200.000 dollars à son épouse.

GILETS JAUNES ACTE VI EN France : 38.600 manifestants contre 66.000 la semaine précédente.

VOKATRA VONJIMAIKA CENI ANIO TAMIN'NY 12 ORA TEO : Andry Rajoelina 55,04% - Marc Ravalomanana : 44,96%.