Lapan’ny tanàna Analakely
Naparitaky ny mpitandro tamin’ny alalan’ny grenady mandatsa-dranomaso ireo mpomba an-dRavalomanana, nisy ny voasambotra tamin’izy ireo. Nisy koa nahatrarana « cocktails Molotov ».