Social

Toa zary lasa resabe ao Toamasina ankehitriny ilay raharaha izay nitsoahana gadra iray ny fonjamben’Ambalatavoahangy, satria tafatsoaka nandritran’ny fotoana nanomezan’ny tompon’andraikitry ny fahasalaman’ny voafonja azy alalana hitsabo tena i Roby Alphonse, tamin’iny volana novambra lasa teo iny.

Fikaonandoha niaraka tamin'ny manampahaizana manokana avy eto an-toerana sy avy any ivelany, ary tompon'andraikitra maro sy olon-tsotra liana tokoa ny hisian'ny fihatsarana amin'izay eo amin'ny sehatry ny fandriampahalemana no notarihin'ny kandidà Andry Rajoelina.

Malgré la prépondérance des nouvelles technologies dans le quotidien de tous et surtout des jeunes aujourd'hui, les livres intéressent encore de nombreux Malagasy, et bien plus qu’on ne le pense. Le déstockage de livres organisé par l’Institut Français de Madagascar a ainsi connu une affluence monstre aujourd’hui. Grands et petits se sont rués ce matin à Analakely, afin de profiter de cette vente à prix soldé d’ouvrages littéraires. Certains d’entre eux ont attendu leur tour pendant des heures.

Tafaverina "soa aman-tsara" eny anivon'ny fianakaviany ity rembin'ny jiolahy ka notazomin-dry zareo andro maromaro mihintsy;

"Tsy mendrika hiaina korontana intsony ny vahoaka malagasy. Na eo aza ny tsy fitovian-kevitra eo am-piandrasana ny valim-pifidianana, tsy tokony hisy ny fandrangitana. Handray ny andraikiny ny eo anivon’ny Polisy Nasionaly, ny Tafika Malagasy ary ny Zandarimaria Nasionaly hoan’ireo izay minia mihoa-pefy."

Imerintsiatosika, Manjakandriana, Antanifotsy et Manandriana sont les localités qui ont reçu la visite du candidat n°13, en ce début de semaine. Comme à chacun de ses déplacements, Andry Rajoeline a suscité l’enthousiasme des citoyens et une foule immense a répondu présent à chaque meeting. A Imerintsiatosika, le stade Fanantenana était plein comme un œuf. D’emblée, le maire de la localité a assuré que le vote de la population sera pour le numéro 13.