EDITO

  • Fankahalana bontolo fotsiny ihany !

    Mapametra–panontaniana mihitsy ankehitriny hoe  mba misy fitiavan-tanindrazana ihany ve na dia kely monja aza amin’ireo mpanao politika sasany eto Madagasikara ? Isaky ny misy fanapahan-kevitra na asa ataon’ny fitondràna dia fanenjehana bontolo hatrany no setrin’izany fa tsy adihevitra mitondra mankany amin’ny tolo-kevitra mahasoa ny be sy ny maro.

    Lire la suite...

Fianakavianay, namanay ary zanakay ianareo eto amin'ny Akamasoa.

Izany no iarahanay dimy mianaka mankalaza ny noely miaraka aminareo isan-taona.
Mino sy manantena aho amin'izao andro nahaterahan'ny mpamonjy izao fa hanana ny ho avy mamiratra i Madagasikara.

Ny faniriantsika dia mba hifankatia ny Malagasy rehetra, hifanome tanana hanavotra an'i Madagasikara malalantsika ary hiaraka hikatsaka ny soa iombonana.