EDITO

  • Qui s’assemblent se ressemblent !

    Quelle mouche a donc piqué ces responsables pour qu’ils osent ainsi s’emparer de biens publics  et des mobiliers publics ? A croire que ce qu’ils ont amassé durant la durée de leurs fonctions, notamment leur salaire mais surtout les divers avantages en espèces sonnantes et trébuchantes inhérents à leurs charges, ne leur a pas suffi ?

    Lire la suite...

Tafaverina "soa aman-tsara" eny anivon'ny fianakaviany ity rembin'ny jiolahy ka notazomin-dry zareo andro maromaro mihintsy;

Mirongatra izay tsy izy hatrany mantsy ny trangana tsy fandriampahalemana eto anivon’ny firenena. Raha tsiahivina, dia ny 14 novambra tokony ho tamin’ny 7 ora hariva no nisy naka an-keriny ny filoha tale-jeneraly-n' ny tranombarotra Akoor Digue, izay sady talen’ny tranombarotra Conforama ihany koa, fantatra amin’ny anarana Nassir Sivjee .
Ny 19 novambra lasa teo kosa anefa, izany hoe omaly, dia navotsitr’ireo mpaka ankeriny ny tenany ka efa tafaverina "soa aman-tsara" eo anivon’ny fianakaviany. Firy miliara ariary indray re izao no lasa nanatevina ny kitapom-bolan'ireto jiolahy havanana loatra amin'ny asa ratsiny ireto e?