Société

Fanapahan-kevitra manan-danja manatsara ny tontolon'ny asa izay no noraisina ny 30 aprily tao Ambohitsorohitra. Nasehon'ny filohan'ny repoblika Andry Rajoelina fa zava-dehibe ho an'ny fitondrana tarihiny ny fanatsarana ny toe-karena sy ny fanomezana  vahana ny taozava-baventy sy ireo orinasa Malagasy ary koa ny hitsinjovana ireo mpiasa. Hiakatra ho 200.000 Ar. ny karama farany ambany amin'ireo orinasa tsy miankina rehetra. Napetraka ihany koa ny fepetra hiarovana ireo orinasa sy ny famokarana ho tambin'izany fiakaran'ny karama izany. Mikasika ireo mpiasa mandray karama mihoatry ny 200.000ar kosa dia niantso ny ho amin'ny fifampidinihana milamina eo  amin'ny mpiasa sy ny mpampiasa ny sendika.

Mialy Rajoelina, Présidente fondatrice de l’Association Fitia mais également Première dame malagasy a été nommée ambassadrice du Fond des nations unies pour la Population ou FNUAP contre les violences basées sur le genre, communément connues sous le sigle de VBG. Sa nomination dans cette mission ô combien importante fait la fierté de tous les malagasy et de tout le continent africain.

Tsy maintsy ho vita mialohan'ny 26 jona 2020 ny rovan'i Manjakamiadana. Natomboka teny anatirova ny marainan’ny 11 aprily 2019 ny asa fanamboarana ny Rova. Fanamby efa napetraka ny hamerenana amin'ny endriny fahiny ity vakoka reharehan'ny firenena ity hoy ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina nandritra ny lanonana ka tsy maintsy tontosa.

Hisy ny lamina manokana hampidirana rano fisotro madio hoan’ny faritra atsinanana sy andrefan’Antananarivo.

Manana olana eo amin’ny famatsiandrano fisotro madio ny faritra atsinanana sy andrefan’Antananarivo toy ny etsy Ambohimangakely, Ambatomaro, Ambohibe Ilafy, Itaosy, Fenoarivo, Ampitatafika, Ambohimahitsy ary Ambohitrimanjaka.

Henjehina araka ny làlana velona ireo mpanondrana sy ireo nahatonga ny fandefasana ireo vehivavy Malagasy miasa any ivelany ka manana olana sy nijaly ary hanonitra ny karama sy voarain’ireo mpiasa sy ny lany rehetra amin’ny fikarakarana ireo vehivavy Malagasy izy ireo .

Le Président de la République Malagasy, Andry Rajoelina,  est descendu avec des techniciens aujourd’hui dans la matinée sur les lieux où est prévu de se tenir la grande messe avec le Pape François. Ce terrain est situé à Soamandrakizay Androhibe, une propriété de l’Eglise catholique romaine.